2025-01-28 05:30
Hey❤️
Ireto indray ary ny phonestraps dispo de suite ❤️
Ho anao ilay tia loko marevaka , na koa mankafy pastel, samy mahazo ny anjarany avokoa. Efa affiché eo amin'ny sary tsirairay ny prix, koa aza misalasala ary manjifa izany.
Manasa anao hiditra amin'ny hafatra miafina ahazoanao ny andinindininy mahakasika izany ❤️
#phonestrap
#handmade